Ny Baiboliko

Digital.Bible

Ny Baiboliko app icon
4.3 stars3 reviewsFree
4+Version 1.1.007Updated 10/16/2019, 1:16:54 AM
Open in Store

Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin’ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikantenin’ny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana an’I Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra! Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Copyright https://malagasy.global.bible

Released
2019-10-10T07:00:00Z
Current version
1.1.007

Screenshots

Ny Baiboliko screenshot 1Ny Baiboliko screenshot 2Ny Baiboliko screenshot 3