Teny Zaraina

ICHTUS IT

Teny Zaraina app icon
1,000+Free
LifestyleEveryoneVersion 1.0.1Updated 10/31/2025, 5:58:59 PM
Open in Store
Fiadanan'ny Tompo ho aminao!

"Mifankazara @ Tsitoha ianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan'ny soa aminao." (Jobah22:21).

Amanalina maneran-tany no efa mandray Teny Zaraina isan'andro, @ alalan'ny sms, Facebook, mail, ... endrika vaovao ahafahanao handray izany izao application izao!

Application Teny Zaraina - Anisan'ny tsangambaton'ny faha-15 taona nisiany.

NY MAMPIAVAKA AZY:
. Afaka mampiasa na inona na inona anaram-piangonana misy anao.
.Fomba tsotra,haingana,mazava, ahafahanao hifandray @ ilay Andriamanitry ny Baiboly.
. Hanampy anao be eo am-piatrehana ireo adinao na mbola tsy Kristiana aza ianao.
. Tsy mety lany andro ny 80% ny Teny Zaraina! Hahasoa anao foana ny hamaky azy!

Ireto avy no hitanao ato:
. Toriteny fohy isan'andro sakafom-panahy, fampaherezana, fahalalana, fanitsiana, ... ho entinao hiantrehana ny tontolo andro.
. Lohahevitra maro momba ny fiderana, vavaka, ... Mba hahafahanao hitombo aram-panahy.
. Fijoroana vavolombelona ho an'ireo izay efa nandray ireo Teny Zaraina.
. Vavaka taridalana ho fanampiana anao.
. Hira sy Rakin-tsary izay notsongaina manokana, na momban'ny firenena, na firaisan'ny Mino, na momba ny fifohazampanahy.
. Fahafahana miresaka mivantana @ alalan'ny Chat, afaka hangatahana vavaka,...

Efa tena akaiky ny fihavian'ny Tompo! Efa miseho avokoa ireo famantarana efa voasoratra ao @ Baiboly. Ilaina ny manana fomba fifandraisana akaiky @
Andriamanitra! Hanampy anao be dia be @ izany ity Application vaovao ity.

Manasa anao ary!

Ratrema Xavier Jean Luc
Mpiandraikitra voalohany.

Mankasitraka manokana an'i Ichtus IT nanatontosa an'izao application izao.
Developer email
nhratrema@gmail.com
Released
Nov 29, 2024
Current version
1.0.1
Android version
7.0

Screenshots

Teny Zaraina screenshot 1Teny Zaraina screenshot 2Teny Zaraina screenshot 3Teny Zaraina screenshot 4Teny Zaraina screenshot 5Teny Zaraina screenshot 6